· Mampiasà fandriana azo atsangana sy ampidinina manakaiky ny tany mba handraisana ny filan'ny marary sy ny mpiasan'ny fahasalamana.
· Ataovy amin'ny toerana ambany indrindra ny fandriana ary mihidy ny kodiarana
· Rehefa atahorana hianjera avy eo am-pandriana ny marary, dia apetraho eo akaikin’ny fandriana ny tsihy, raha mbola tsy miteraka loza lehibe kokoa izany.
· Mampiasà fitaovam-pitaterana na fampihetsiketsehana
.Araho matetika ny marary